Entrée melohina (meloka (heloka))
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko [1.1]
Explications en français Qu'on courbe [1.3, 1.8]

Entrée melohina (meloka (heloka))
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy [1.1]
Exemples Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina. [4.27]
Morphologie 
Présent : melohina, melohiko, melohinao, melohiny, melohintsika, melohinay, melohinareo, melohin', melohin-, melohim-, melohi-
Passé : nelohina, nelohiko, nelohinao, nelohiny, nelohintsika, nelohinay, nelohinareo, nelohin', nelohin-, nelohim-, nelohi-
Futur : helohina, helohiko, helohinao, helohiny, helohintsika, helohinay, helohinareo, helohin', helohin-, helohim-, helohi-
Impératif : melohy

Mis à jour le 2023/02/23