|
|
|
|

Entrée1  menamena
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  mena
Dérivés 
4  Noms :
Explications en anglais  5  [1.7] light red, reddish
Explications en français  6  [1.8] rouge clair, rougeâtre
Exemples  7  [2.332#44] Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be.
8  [2.643#70] Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny.
9  [2.499#30] Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana.

Mis à jour le 2025/07/29