Entrée miafina (afina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miery mba tsy ho hita [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be concealed, to be in hiding. [Richardson 1885]
   to hide [Hallanger 1973]
Traduction française   Se cacher [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   être caché [Abinal 1888]
Exemples   Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [Rajohanesa: Kintana]
Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [Andriamalala: Ranomasina, page 34]
Morphologie  
miafina
niafina
hiafina
miafena
Citations  

Mis à jour le 2013/12/06