Entrée miaingitra (aingitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin' ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra erỳ iny zazavavy iny rehefa mamindra
¶ Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin' ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiaingitra amin' ny sakafo i dadatoanay [Rajemisa 1985]
Définition française Etre capricieux, fantasque, exigeant, difficile [Abinal 1888]
Morphologie 
miaingitra
niaingitra
hiaingitra

2013/09/05