Entrée aingitra
Partie du discours nom
Définition malgache Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin' ny hafa, fahasarotsarotana. [Rajemisa 1985]
Définition française Fantaisies difficiles à contenter, singularité [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée aingitra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] aika [Rakotosaona 1972]

Entrée aingitra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Synonymes aiay

2013/09/05