Entrée miala maina (ala, maina)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy nahomby tamin' izay natao [Rajemisa 1985]
Exemples Dia niala maina teo ny mpamadrika. [Andraina: Mitaraina, page 77]

Mis à jour le 2020/07/31