Entrée miala rivotra (ala, rivotra)
Partie du discours locution
Définition malgache mihataka amin' ny rivotra iainana andavanandro -- miala amin' ny trano fonenana misy mosavy nataon' olona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to take exercise for the purpose of getting fresh air. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31