Entrée rivotra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   wind, air [Hallanger 1973]
Traduction française   vent [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   brise [Abinal 1888]
   air [Hallanger 1974]
Exemples  
1Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [Rajohanesa: Kintana]
2ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
rivotra
rivotro
rivotrao
rivony
rivotsika
rivotray
rivotrareo
rivotr'
rivo-
rivotry
-drivotra
-drivotro
-drivotrao
-drivony
-drivotsika
-drivotray
-drivotrareo
-drivotr'
-drivo-
-drivotry
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot rivotra (1): Tsararivotra
Analogie   aera ~ atmosfera
   alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ rivo-balala ~ rivo-doza ~ rivo-drano ~ rivo-mahery ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza

Entrée rivotra
Partie du discours   nom
Traduction française   vitesse, rapidité [Abinal 1888]

Mis à jour le 2017/06/29