|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mialina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  alina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io laoka io ka simba ~ Hena mialin-taona no hanina amin' ny Fandroana
Explications en anglais  8  [1.2] to partially penetrate
to remain a night before being used, as mud for making walls, etc.

Entrée (2/2)9  mialina
Partie du discours  10  verbe actif
Radical  11  alina
Tous les mots composés 
Explications en malgache  15  [1.78] [Sihanaka] matory andalana mandritry ny alina maromaro
16  [1.1] Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy vao nahavita io zaitra io
Misakafo hariva: Tamin' ny sivy izahay vao nialina omaly
Mihinana (zavatra hafa noho ny vary) amin' ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomangary zareo ato atsimo.
Exemples  17  [1.437#] Amin' ny Betsileo ny kanakana mialina no ataony hanim-py malaza.

Anagrammes  18  alaminy, amilian, amilina, ialinam, ilamina, lamainy, limaina, maiñila, malaiñy, mialañy, mialina, namilia

Mis à jour le 2025/08/10