| Entrée | 1 miandry |
| Radical | 2 andry |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mijanona eo amin' ny toerana anankiray ambara-pahatongan' ny olona na zavatra iray: Miandry ny zanako eto aho / Enimpolo taona no niandry ny fahafahana ny Malagasy
5 tsy miala eo amin' ny toerana iray na eo ankilan' ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Miandry ny entanay any an-tsena izy 6 mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra 7 mitoetra eo ankilan' ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an-drainareo eny amin' ny hopitaly rahariva? [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to wait; to wait for
[1.2, 1.7] 9 to be expecting; to expect, to watch, to tend, to herd [1.2] 10 to watch, to guard [1.7] |
| Explications en français |
11 attendre; surveiller, garder
[1.8] |
| Exemples |
12 Izaho efa mivoajamala miandry anareo!
[2.528#]
13 Mandrosoa rahavako fa miandry anareo. [2.895#] 14 miandry anao eto foana izahay roa kely. [2.471#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 19 20 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | miandry, 21 mindray |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|