Entrée miandry an-drazaka tsy hivalana (andry, any, razaka, tsy, valana)
Partie du discours locution
Définition malgache miandry olona ela dia ela, miandry olona tsy ho tonga na tsy hanao zavatra nandrasana taminy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31