Entrée miandry kendry tohina (andry, kendry, tohina)
Partie du discours locution
Définition malgache miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [Rajemisa 1985]
Synonymes miandry vava latsaka

Mis à jour le 2020/07/31