Entrée miandry vohoka (andry, vohoka)
Partie du discours locution
Définition malgache miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to wait for the birth of a child [Hallanger 1973]
Traduction française attendre la naissance d'un enfant [Hallanger 1974]
Synonymes miandry tafika

Mis à jour le 2020/07/31