Entrée miangona (angona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
¶ Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
¶ Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to assemble, to congregate [Richardson 1885]
Définition française se réunir, s'assembler [Abinal 1888]
Morphologie 
miangona
niangona
hiangona
miangòna

Entrée mianna (angona)
Partie du discours impératif du verbe actif miangona [liste complète]

2012/06/20