Entrée mianjady (anjady)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo
¶ Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to befall, to happen to someone [Hallanger 1973]
Traduction française   tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [Hallanger 1974]
Exemples   Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 145]
Morphologie  
mianjady
nianjady
hianjady
mianjadia

Mis à jour le 2013/04/12