Entrée miantoana (antoana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin' ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy
¶ Mifanarakaraka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika mandahatra Izay hatao sy hanaovana azy ary mikatroka
¶ (Marihina fa amin' ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an' itý teny itỳ, dia tsy mba ny isa tantra (dimy, telo,...) no ampiasaina fa ny mpamaritra (indimy, intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana ~ Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin' ny fivondronana) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to advance by gradation. [Richardson 1885]
Morphologie 
miantoana
niantoana
hiantoana
miantoàna

Entrée miantoàna (antoana)
Partie du discours impératif du verbe actif miantoana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/07/19