Entrée miarina (arina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsara izao ny andry
Miala amin' ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany ilay omby lavo an-havia aninaraina
Mifoha ka miala avy ao am-pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona
Misondrotra, afaka amin' ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady [1.1]
Explications en anglais To sit up; to be erect [1.2, 1.7]
 To rise up as one in bed [1.2]
Explications en français être d’aplomb [1.3, 1.8]
 être de niveau, sur son séant, se relever, rétablir ses affaires. [1.3]
 Se mettre sur son séant [1.8]
Exemples 
1antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470]
2miarina amy ny adijady, mifandratra amy ny alakaosy. [2.48]
Morphologie 
Présent : miarina
Passé : niarina
Futur : hiarina
Impératif : miarena
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/03/01