Entrée | miatrana (atrana) | |
Partie du discours | adjectif | |
Définition malgache | Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | cocked, ready. [Richardson 1885] | |
Exemples | na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. [Andraina: Mitaraina, page 229] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |