Entrée miavaka (avaka)
Partie du discours   verbe actif ou adjectif
Définition malgache   Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka
¶ Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be separate, to be asunder, to separate one's self. [Richardson 1885]
   to be separate, to show one's individuality [Hallanger 1973]
Traduction française   être séparé; se distinguer [Hallanger 1974]
Morphologie  
miavaka
niavaka
hiavaka
miavaha
Citations  

Mis à jour le 2011/12/21