Entrée miavovona (avovona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miavovona
niavovona
hiavovona
Exemples Feno menaka ny vava ary miavovona eo an-dovia ny ravin' akondro mandimandina avy nihinana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 10]

2013/04/17