Entrée mibarara (barara)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mibarara
nibarara
hibarara

2010/05/14