Entrée barara
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiaikena ny marina ka milaza ny tena izy; fisehoan' ny marina ka mampiharihary ny tena izy [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée barara
Partie du discours   nom
Définition malgache   tomany, fitomaniana, fitarainana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Entrée barara
Partie du discours   nom
Définition malgache   tsikoza (vorona) [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/09/01