Entrée |
mibarareoka
(barareoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno [1.1]
|
Explications en anglais | To bleat as a sheep. [1.2]
|
| To bleat like a sheep or a
goat [1.7]
|
Explications en français | Bêler, (mouton et chêvre) [1.8]
|
Exemples | Nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo.
[2.470]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mibarareoka |
Passé : |
nibarareoka |
Futur : |
hibarareoka |
|
Proverbes |
|