|
|
|
|

Entrée1 mibedibedy
Radical  2bedibedy
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa
Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny
Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1]
Explications en anglais  5 to talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2]
Exemples  6 Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. [2.996]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12