Entrée miborosy (borosy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitovy amin' ny manaborosy: Miborosy ny kiraron-drainy i Solo
¶ Faohana na diovina amin' ny borosy: Trano efa niborosy ity ka tsy ilaina hodiovina intsony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be brushed [Richardson 1885]
Morphologie 
miborosy
niborosy
hiborosy
miborosia

2013/04/18