Entrée borosy
Partie du discours nom
Définition malgache Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Origine Français: brosse.

2012/11/01