Entrée midaka (daka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamoaka feo midoboka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
midabòka
nidabòka
hidabòka
midabofa
Exemples Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [Razafiarivony: Harivolana, page 167]

Entrée midaboka (daboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta
¶ Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana
¶ Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka
¶ Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [Richardson 1885]
Définition française s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [Abinal 1888]
Morphologie 
midaboka
nidaboka
hidaboka
midaboha
Autres orthographes 
Exemples 
1Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [Rabary: Daty, page 1021]
2ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [Rajaobelison: Ralaikamboty]

2017/05/30