Entrée | 1 mididy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 didy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Voadidy: Efa mididy telo itỳ mofo itỳ |
Explications en anglais |
5 [1.2] cut in a groove |
Explications en français |
6 [1.3#101] être coupé |
Exemples |
7 [2.470#] Akanjo roa aman' olona avy no novidiany ho azy efatra mianadahy: ny iray zandiana mididy mananjara tenainy andavanandro, ny iray tokam-bolo rano iray fitondra alahady sy lanonana samihafa.
|
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |