Entrée midingina (dingina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
¶ Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
¶ Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
¶ Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to exceed, to advance, to go beyond [Richardson 1885]
Morphologie 
midingina
nidingina
hidingina
midingìna

Entrée midingìna (dingina)
Partie du discours impératif du verbe actif midingina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/19