Entrée midradradradra (dradradradra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikiakiaka, miantsoantso: Adala ve ianao no midradradradra foana toy izao
¶ Mitomany mafy, migogogogo, minaonaona: Nidradradradra nampalahelo tzy tamin' ny nandrenesany ny nahafatesan-dreniny [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to cry out, to weep, to bemoan, to vociferate. [Richardson 1885]
 to weep aloud, to cry aloud [Hallanger 1973]
Explications en français pousser des cris de douleur [Hallanger 1974]
Morphologie 
midradradradra
nidradradradra
hidradradradra
midradradradrà
Exemples Indreo ny ankizy madinika mitakoko amin'ny ray aman-dreniny mitomany sy midradradradra. [Rajohanesa: Kintana]

Entrée midradradradrà (dradradradra)
Partie du discours impératif du verbe actif midradradradra [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31