Entrée miempo (empo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menakaraha vao sendra afo
¶ Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina
¶ Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezerany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miempo
niempo
hiempo
miempoa

2010/05/14