Entrée mieritra (eritra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
¶ Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [Rajemisa 1985]
Définition française réfléchir, rêver, songer [Abinal 1888]
Morphologie 
mieritra
nieritra
hieritra
miereta
Synonymes mieritreritra
Exemples Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. [Baiboly: 30.18.11]
Citations 

2017/06/15