Entrée miezaka (ezaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga voalohany
¶ Miantoraka: Niezaka izy vao nahavikina ilay hady
¶ Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aiza moa no hahombiazany! Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miezaka
niezaka
hiezaka
miezaha
Citations 

2010/05/14