Entrée mifaditra ahitra (faditra, ahitra)
Partie du discours expression
Définition malgache manala faditra amin' ny ravin' ahitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins. [Richardson 1885]
Exemples Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany. [Fox: Hainteny, numéro 326]

2012/08/01