Entrée mifaditra ovana (faditra, ovana)
Partie du discours expression
Définition malgache manala faditra amin' ny ovana (ny ovana dia ilay faritra mihelaka amin' ny hodi-kazo); manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be sorry for some undeserved calamity happening to another; used also as follows: Mifaditra ovana aho, Andriamanitra! (May not such a thing happen to me, O God!) [Richardson 1885]
Mots composés, titres, noms 

2013/05/31