|
|
|
|

Entrée (1/4)1 ovana
Radical  2ova
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio
Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [1.1]
Exemples  5 Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113]
6 Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Tous les mots composés  11fadirana ovana
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4)13 ôvana
Partie du discours  14 nom
Explications en malgache  15 Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana [1.62#156]
Explications en français  16 [ovaña] noyau [1.13.fr#160]
Vocabulaire  17 Physique

Entrée (3/4)18 ovana
Partie du discours  19 nom
Explications en malgache  20 Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny
Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [1.1]
Explications en français  21 Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  22 Botanique: (en général)
Tous les mots composés  236 combinaisons de ce mot

Entrée (4/4)24 ovana
Partie du discours  25 nom
Explications en français  26 (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Bezanozano] [1.196]
Vocabulaire  27 Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  28 avona, 29 ôvana, ovana, 30 vaoña, vaona, 31 voana

Mis à jour le 2025/11/02