Entrée mifamotaka (fotaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fotsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anankiroa ka vory ny ankizy nijery [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifamotaka
nifamotaka
hifamotaka

2013/04/19