Entrée fotaka
Partie du discours nom
Définition malgache Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
¶ Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise mud, slime, bog [Richardson 1885]
 mud [Hallanger 1973]
Définition française la boue [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fotadrevo ~ fotamalemy
Exemples 
1Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [Rajohanesa: Kintana]
2mihady dia manilika ny fotaka voahady. [Andraina: Mitaraina, page 171]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot fotaka (2): Ambalafotaka, Ankijanifotaka

Entrée fotaka
Partie du discours nom
Définition malgache [ fôtaka ] [Bezanozano] varatra: Latsaham-pôtaka [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise a thunderbolt. [Richardson 1885]
 lightning [Hallanger 1973]
Définition française la foudre [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky

2016/08/09