Entrée mifanadala (adala)
Partie du discours   verbe actif
Exemples  
1Matoa Ranona sy Ranona tsy mifankafoy, dia satria ny vadin-dRanona mifanadala amin-dRanona. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 68]
2Kanjo dia renay izao, anaka, tato ho ato, fa misy olona izany, hono, toa mifanadala aminy ka asa na marina na tsaho fotsiny, fa efa tonga ianao io, lehiroa, ka andeha antomory ny raharahan' ialahy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 90]
Morphologie  
mifanadala
mifanadalan'
mifanadalan-
mifanadalam-
nifanadala
nifanadalan'
nifanadalan-
nifanadalam-
hifanadala
hifanadalan'
hifanadalan-
hifanadalam-

Mis à jour le 2017/03/26