Entrée mifanakaikikaiky (akaikikaiky (akaiky))
Partie du discours   verbe actif
Allégation   Mot ou expression vu dans: sahala [Rajemisa 1985]
Exemples   Ny fizarana ny iray volana ho herinandro efatra samy miafara amin' ny andro fahafilo, araka ny fanaon' ny Babyloniana, dia mifanahatahaka sy mifanakaikikaiky amin' ny fotoana ananan' ny volana ny endrika efatra (phases) eo amin' ny fiovaovany, dia ny isinam-bolana, ny tsinan-kerinandro (vakindoso), ny fenomanana, ary ny roatokombolana. [Randzavola: Baiboly]

Mis à jour le 2014/10/02