Entrée mifanakaiky (akaiky)
Partie du discours verbe actif
Définition française être proche l'un de l'autre [Rajaonarimanana 1995]
Exemples 
1Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [Andraina: Mitaraina, page 201]
2Nifanakaiky loatra ny andro nanoratana azy ka tsy mahagaga akoly ny fitoviana toy izany. [Randzavola: Baiboly, page 779]
Morphologie 
mifanakaiky
nifanakaiky
hifanakaiky
Citations 

2013/12/20