Entrée mifanantitra (antitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to grow old together; to live as long as one another; to live to be old together. [Richardson 1885]
Exemples Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 65]
Morphologie 
mifanantitra
nifanantitra
hifanantitra
mifanantera

2012/08/01