Entrée mifanapa-tsinay (tapaka, tsinay)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka [Rajemisa 1985]
Traduction française enfants de même mère [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Exemples Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [Rabezandrina: Ikotofetsy]

Mis à jour le 2020/07/31