Entrée mifanary (ary)
Partie du discours verbe actif
Explications en français S'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [1.3]
Exemples Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra. [2.298]
Morphologie 
Présent : mifanary, mifanarin', mifanarin-, mifanarim-
Passé : nifanary, nifanarin', nifanarin-, nifanarim-
Futur : hifanary, hifanarin', hifanarin-, hifanarim-
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20