| Entrée | 1 mifanelanelana |
| Radical | 2 elanelana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza zavatra na olona roa karazana, ka tsy atao misesy ny iray karazana fa sisihana ilay karazany faharoa mifandimbidimby aminy: Ataovy mifanelanelana ny mpianatra kilasy fahadimy sy fahenina
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|