Entrée elanelana (elana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo [...]
¶ Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy [...]
¶ Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na [...]
¶ Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba [...]
Mitovy hevitra: alanalana ~ aloalo ~ ebanebana ~ elanelana ~ evanevana ~ tamotamo elanelan-tsoratra ~ tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa ~ tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the time or place between; a go-between [Hallanger 1973]
Traduction française   intervalle de temps ou d'espace [Hallanger 1974]
Exemples   Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra. [Callet: Tantara, page 516]
Dérivations  
Morphologie  
elanelana
elanelako
elanelanao
elanelany
elanelantsika
elanelanay
elanelanareo
elanelan'
elanelan-
elanelam-
elanela-
Synonymes   elakelaka
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2014/09/14