Entrée mifanendrika (endrika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanosy] mifanandrify [Rakotosaona 1972]
   Mifanaraka: Mifanendrika amin' ny akanjonao tsara ny kiraronao
¶ Mitovy: Mitanendrika aoka izany izy mirahavavy [Rajemisa 1985]
Définition française   convenir, être en rapport avec [Abinal 1888]
Morphologie  
mifanendrika
nifanendrika
hifanendrika

2017/06/11