Entrée mifanenjika (enjika)
Partie du discours verbe actif
Définition française  [Abinal 1888 (page 121)]
Morphologie 
mifanenjika
mifanenjika
hifanenjika
Exemples 
1dia ny onja madinika no voalaza ho misangy amin'izato izy toa mifanositosika na mifampipaika na mifanenjika. [Rajemisa: Fiteny 4, page 25]
2Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana. [Rabemolaly: Fary, page 214]

2017/04/02