Entrée mifanerana (erana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio
¶ Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifanerana
nifanerana
hifanerana

2010/05/14