Entrée mifanerona (erona)
Partie du discours verbe actif
Définition française  [Abinal 1888 (page 122)]
Exemples Rehefa izany dia indreny notaterina nentina niditra tao anaty lavaka, ka vetivety foana dia rà mandriaka sy taimboraka sisa niharihary teo am-pamonoana ary alika iray sy roa miady sy mifanerona eo anoloan' ny tsinain-kena [Rapatsalahy: Kintana, page 47]

2017/04/02